tkg_rom_text_reg/15/08.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 8 Fa zakaiko fa Kristy da efa avy mpanomponè voafora ho anè fahamarinan'Andriamanitry, mba hahafà magnamarigne an'ireo fampangategna izay nome andreo Ray,\v 9 ary ho hoan'areo jentilisa mba hagnomeza voninahitry an'Andriamanitry nohon'e famindram-pony. izany da araka gne gne efa voasoratra hoe: "noho izany da hagnome fidera anao eo amin'ireo jentilisa aho ary hihira fidera gne agnaranao."