tkg_rom_text_reg/15/05.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 5 Ary gne Andriamanitry e fahareta sy gne fampahereza gnagnome fisaigny mitovy ame tsiraikiraiky avy agnaraky an'i Jessosy Kristy.\v 6 Izy anie gnamboatry anizany mba ho ame fisaigny sy ame vava raiky avao no hideranareo an'Andriamanitra sy Rain'e Tompontsika Jesosy Kristy.\v 7 Noho izany mifandraisa, mitovy gne fahandresen'i Kristy enareo evakoa aza, ho fidera gn'Andriamanitra.