tkg_rom_text_reg/14/14.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 14 Mafatatry sady matoky ao amin'i Jesosy Tompo iao fa tsy misy zavatra maloto ao aminazy. Fa raha nisy nagnano zavatra maloto, da izy evao e maloto amin'izà. \v 15 Fa ra malahelo nohon'i sakafo gne rahalahinao, da tsy mande ampitiava esana anao. Aza mba gne sakafo gne animbanao anazy, fa efa maty i Kristy hamojy anazy.