tkg_rom_text_reg/14/07.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 7 Fa tsy misy miaigny ho ane tegnany isaka, ary tsy misy maty ho an'ny tegnany. \v 8 Fa ra velo isika, da maty ho an'i Tompo; koa amin'izà? ka na velo na maty isika da an'i Tompo avao. \v 9 Fa izà no nahafatesan'i Kristy sy nahavelomany indraiky, mba ho Tompon'ny gne maty sy gne velo izy.