tkg_rom_text_reg/14/05.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 5 Gne raiky magnano gn'andro raiky ho mihoatry gne andro maromaro. Fa gne raiky da magnano gne andro mitovy agnaby. Ka aoka mba samy hatoky gne ra agnatiny gne shainy gna tsiraikiraiky. \v 6 Gne mitandrina gn'andro da mitandrina an'i Tompo. Gne mihina da mihina ho an'i Tompo, satria misaotry an'Andriamanitra izy; ary gne tsy mihina da kosa da tsy mihina ho an'i Tompo, sady misaotry an'Andriamanitry evakoa izy.