tkg_rom_text_reg/13/11.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 11 Noho izany, fantatrareo e fotoa, fa efa fotoa hifohazanareo ame torimaso sahady izao. Fa ame izao andro zao efa magnakaiky noho izay e ninoatsika e taloha e fagnavota antsika. \v 12 Miahaly e gnandro, ary magnakaiky e mazava, noho izany. Noho izany hariatsika gnasan'e devoly, atsikà itsika hisikin'e fahazava.