tkg_rom_text_reg/13/06.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 6 Arak'izany, da mandoa lamandy avakoa anareo. Fa gne mpanompon'Andriamanitry io mana-pahefa, izay miandraikitry izany raha izany tsy mizano.\v 7 Hefay hoan'e tsikiraikiraiky e tokony hanjarany: mandoava lamandy ame zay tokony handoava enazy; mandoava fadin-tseranana amin'izay tokony handoava enazy; matahora an'izay tokony hataora; magnaza ame zay tokony hoazay.