tkg_rom_text_reg/13/03.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 3 Satria gnolo tompo-teny, tsy fampitahora gne asa tsara fa hoan'izay magnano asa ratsy. Arak'izany, magniry tsy hatahotry enizany ve anareo? Magnamboara gne tsara mandrakizay fa ho deray anao.\v 4 Fa izy da mpanompon'Andriamanitry ho anareo ame raha tsara. Fa raha magnano ratsy anareo da matahora satria tsy mitondra sabatry tsy ame gnantony izy. Fa izy gn'olo mpanompon'e zagnahary, mpamaly gnavignira ame mpagnano ratsy. \v 5 Noho izany, da tokony hagneky enazy anareo, tsy nohon'gne havignira, fa nohon'e fieritreretany avakoa.