\v 17 Ka mamaly ratsy gne ratsy.Magnambohara raha tsara eo an-katrefany gn'olo. \v 18 Raha azo atao,araky izay azonao amboary mihavana ame gn'olo rehetra.