tkg_rom_text_reg/12/01.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 1 Mangataky anareo aho noho izany, e rehalahy, noho io famindrapon'Andriamanitra, mba agnomè e vatanareo ho sorona velo,masina,eken,Andrimanitra. Izany gne fanompoanareo araky e tokony ho izy. \v 2 Ka mitovy amin,izao tontolo iazo, fa miovà amè fagnavoaza e sainareo. Amboaro izao mba ho fantatrareo izany tsara, azo ekena, ary e sitrapo lafatr,Andriamanitra.