tkg_rom_text_reg/11/30.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 30 Fa anareo da tsy magneky gne Andriamanitra taloa, kanefa amizao anareo da nangala gne famindram-po nohon'ē tsy fagnekendreo. \v 31 Mitovy amin'izà koa, amizao indreo jiosy da tsy nagneky. Gne vokatran'ny da tame alalan'ē famindram-po izay naboaka anareo gne mety andraisanareo gne famindram-po koa amizao. \v 32 Fa Andriamanitra efa nagnidy gne tsy fagneken'ē rehetra, mba hahafa magnaboaky gne famindram-po ame rehetra.