tkg_rom_text_reg/11/23.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 23 Ary na iregny aza, raha tsy manohy ame tsy finoan-dreo, da hatambatra. Fa Andriamanitra da afaka mamerigny magnatambatra andreo koa. \v 24 Fa raha notapany tame kakazo oliva-da anareo, ka natambatrin'ny tame kakazo oliva tsara, da akoingaia gne fagnohara ē hamaroan-dreo Jiosy. izay sampavitanjanahary, natambatry tame kakazo olivan-dreo manoka.