tkg_rom_text_reg/11/19.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 19 Da hizaka anao hoe : '' NOtapay hiala ireo sapany mba hafako mifandray aminy.'' \v 20 Marigny izà. Nohon'ē tsy finoan-dreo da notapahany hiala indreo, fa anareo da mijoro tsara nohon'ē finoanareo. Aza magnano gne tegnanareo ho ambony, fa matahora. \v 21 Fa raha gne tegna sampany aza tsy navelan'Andriamanitra, da tsy ho hapetran'ny koa anao.