tkg_rom_text_reg/11/06.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 6 Fa raha avy ame fahasoava izany, da tsy avy ame asa koa. Fa raha izà da tsy fahasoava koa gne fahasoava. ([ Fagnamaria : gne antontan-taratasy sasany taloha da tsy asa koa gne asa.]. \v 7 Ino me? Gne raha notadiavan'Isiraely, da tsy azony, fa gne vôfidy gne nahazo anazy, ka namafisin-dreo sisa. \v 8 Izà da araka gne voasoratra hoe : '' Andriamanitra da nagnome andreo gne fagnahan'ny fitavozavoza, maso mba tsy ahitandreo, ary sofy mba tsy haharesandreo, mandrak'androany.''