tkg_rom_text_reg/11/01.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 1 Nizaka iao, narian'Andriamanitra gne olo sa? Sagnatria anizà. Fa iao da Isiraelita, taranak'i Abrahama, avy ame raza Benjamina. \v 2 Andriamanitra da tsy agnary gne olony, izay efa fatan'ny taloha. Tsy fatanareo gne vohazakan'ē soratra masina mikasiky an'i Elia, da gne fitaraignan'Andriamanitra namely an'Israely? hoe : '' \v 3 Tompo, indreo da namono gne mpaminaninao, namilavila gne alitaranao. Iao raiky avao ē sisa tavela, ka magnoroky gne aiko indreo.''