tkg_rom_text_reg/10/16.txt

1 line
209 B
Plaintext

\v 16 Kanefa tsy gn'olo aby gne hiteno gne Filazantsara. Fa hoy i Isaia : ''Tompo, ia gne mba niteno gne Toriteny nay?\v 17 '' Noho izany, gne finoa da avy ame fitenoma, ary e fitenoma avy ame zakan'i Jesosy.