\v 4 Fa Kristy e fahatanterahan'gne lalàgna ho fahamarina hoan'izay mino aby. \v 5 efa nosoratan'i Mosesy izany hoe: ''Gn'olo magnano gne marigny ame lalàgna da hiaigny agnaty fahamarina izany.''