tkg_rom_text_reg/09/27.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 27 Isaia nangaiky mafy gne Isiraely hoe: " raha mitovy ame fasy egny ame ranomasy gne isan'e zanak'Isisaely, da ho vôvonjy izay tavela ambiny, \v 28 fa gne Tompo hinday gne zakany eto an-tany,feno ary tsy ho ela". \v 29 Araky gne nozakain'Isaia mialoa hoe:"raha gne tompo tompon'e maro noho ne tsy namela taranaka ho atsika, da ho hitovy an'i Sadoma itsika, ary andea mitovy an'i Gomora."