tkg_rom_text_reg/09/03.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 3 Fa afaka nagniry iao fa e tegnako da ho voahonjogny ka hiala an'i Kristy noho gne amindreo rahalako, itoa izay raiky firaza aminahy araky gne nofo. \v 4 Indreo io da Isiraelita. Indreo da mana fanangana,e voninahitra, e fagnekè, e fagnomeza e lalàgna,e fideran'Andriamanitra, ary io gne fampagnategna.\v 5 Gn'andreo da e raza izay nevian'i Kristy ho anjary nofo, Izy izay Andriamanitra ambon'ny rehetra.Ho deray mandrikizay Izy. Amena