tkg_rom_text_reg/08/37.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 37 Ao agnatin'izà raha aby izà da mihotry nohonè mpandresy iahay amign'alalan'ilay tia anay. \v 38 Fa resy lahatry iaho fa na gne fahafatesa, na gne fiana, na ireo anjely, na ireo fanjaka, na ireo zava-misy amizao, na ireo zavatra hoavy, na ireo hery, \v 39 na gne abo, na gne laly, na zavaboary hafa da tsy ahasaraky etsika amè fitiavanè zagnahary, izay ao am'i Kristy Jesosy tompotsika.