tkg_rom_text_reg/08/11.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 11 Raha gne fagnahanè nananga an'i Jesosy tamè maty gne velo aminareo da Izy gne nagnatsanga an'i Kristy tamè maty no hagnomè fiaina koa hoanè vatanareo izay mety maty amè gnalalane fagnahany, izay velo aminareo ao.