tkg_rom_text_reg/07/24.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 24 Olo mahantra iao! Ia gne hanafaky anà amin'itiky fahafatesa itiky? \v 25 Fa isaora Andriamanitra ame alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika! Noho izà, iao tegnako da manompo gne lalàn'Andriamanitra ame saiko. Na da eo aza izà, da manompo gne fitsipikin'ē fahota ame nofo iao.