tkg_rom_text_reg/07/17.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 17 Fa amizao da tsy iao koa e magnamboatry an'izany, fa gne fahota izay mbola velo ato aminà. \v 18 Fa fatako fa amina, izay ame nofiko, da tsy misy raha tsara miaigny. Fa gne fagniria gne tsara da atoa aminà, nefa tsy afaka manamboatra aniza.