tkg_rom_text_reg/07/07.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 7 Ino gne ho zakaintsika? Gne lalàna mahitsy sa fahotà? Tsy misy mihitsy iza. Kanefa, tsy nahafatatry gne fahotá mihitsy iao, raha tsy tame alalan'ē lalàna izany. Fa tsy nahafantatry gne fitsiriritan'ny ao raha tsy nizaka gne lalàna hoe : '' Aza mitsiritritry ''. \v 8 Fa nangala vaha tame didy gne fahota ka hahavy gne fitsiriritra rehetra ato amiko. Fa raha tsy misy gne lalàna, da maty gne ota.