tkg_rom_text_reg/07/04.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 4 Noho izany, ry rahalako, da naniny maty tame lalàna evakoa anareo tame alalan'gnē tegnan'i Kristy. Namboary izany mba hikambananareo ame hafa, izany hoe, amin'Azy izay natsanga tame maty, mba hahafatsika mamokatry voa ho an'Andriamanitra. \v 5 Fa tamintsika tao ame nofotry, ireo filan'gnē fahotà, izay nohetsehin'gne lalàna, da niasa tao ame ratsantsika mba hamokatra vao ho an'gnē fahafatesa.