tkg_rom_text_reg/06/22.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 22 Fa amizao rehefa nafaha tamè ota anareo ary lasa mpanompon'Andriamanitra, da mahazo gne fahamasigna. Gne vokatry izany da gne fiaina mandrakizay. \v 23 Satria tsapa fa gne tambin' gn' ota da fahafatesa, fa gne fagnomezan'Andriamanitry koa da gne fiaina mandrakizay ao amin'i Jesosy Kristy tompontsika.