tkg_rom_text_reg/06/19.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 19 Mizaka mitovy am' gn'olo aho noho gne fahosàn' gne nofonareo. Satria vao nanolotry gne ratsam- batanareo ho andevon' gne fahalotoa sy gne ratsy anareo, da mitovy amizany koa aho, atolory ho andevon' gne fahamaragna sy fahamasigna gne ratsam-batanareo. \v 20 Fa taminareo mbola andevon' gn' ota, lasa afaky tamè fahamarigna. \v 21 Amizao, ino gne vokatry azonareo tamin'ireo raha izay mahamegnatry anareo amizao? Satria fahafatesa gne vokatr' izany.