tkg_rom_text_reg/06/12.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 12 Noho izany, ka avela hanjakazaka amè tegnanareo mety maty gne ota mba hagnarahanareo gne filàn-dratsy. \v 13 Ary ka manolotry gne tegnanareo amè gn' ota ho fiadia gne tsy fahamarina. Fa atolotry gne tegnanareo ho an'Andriamanitra, akô gn'efa maty velo. Atolory an' Andriamanitra gne tegnanareo mba ho fitaova ampiasay amè fahamarigna. \v 14 Fa gne ota tsy hanan-kery aminareo. Satria tsy mba ambanin' gne lalàna anareo, fa ambanin' gne fahasoava.