tkg_rom_text_reg/06/10.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 10 Fa raha makasiky gne fahafatesa da maty noho gne fahotà izy, maty indraiky ho an' gne rehetra izy. Nefa, gne fiaina izay hiainany da ho an' Andriamanitra. \v 11 Da akô izà, tsy maintsy mihevitry gne tegnanareo ho efa maty nohon' gne fahotà koa anareo, fa velo ho an' Andriamanitra ao amin'i Jesosy Kristy.