tkg_rom_text_reg/06/01.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 1 Ino ary gne ho zakaitsika? Tokotry mbola hitohy hanota ve isika mba hitomboan'gne fahasoava. \v2Tsy hisy mihitsy izny. Isika izay maty ame gne ota, ame fomba akôry moa gne mbola hiaignatsika amizany? \v 3Tsy fatanareo fa indreo izay namboary batisa tamin'i Kristy Jesosy da namboary batisa tame fahafatesany.