tkg_rom_text_reg/05/14.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 14 Nefa ndre da izany aza, gne fahafatesa da nisy nanomboka tamin'ny Adama ka atramin'i Mosesy,na dia teo amindreo izay tsy nagnota mitovy ame tsy fagnekeny Adama, izay alotry gno avy. \v 15 Nefa na izany, e fagnomeza da tsy mitovy ame fahadisoa. Fa raha tame alalan'e fahadisoan'e raiky gne nahafaty e maro, da miotry lavitry gne namboarin'e fahasoavan'Andriamanitra sy e fagnameza avy fahasoavan'olo raiky, Jesosy Kristy, nome be hoan'e maro.