tkg_rom_text_reg/05/12.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 12 Noho izany, mitovy tame nidiran'e ota tame gn'olo raiky tamizao tontolo izao, da mitovy amizany koa gne nidiran'e fahafatesa tame gn'alalan'e gn'ota. Ary e fahafatesa da niely tame gn'olo agnaby, satria samby nagnota evakoa e rehetra.\v 13 Nandram-pisian'e lalàgna,da tetoa amizao tontolo izao gn'ota fa tsy misy famotsoran-kelika raha tsy misy lalàgna