tkg_rom_text_reg/05/01.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 1 Satria nomarignin'ny tame finoa itsika ,da mana fiadagna miaraka amin'Andriamanitry ame gn'alala tompontsika jesosy kristy\v 2 .Ame alalan'e evakoa gn'anagnatsika lala ame finoa miroso amizany fahasoava zany itsinganatsika izany . Falifaly ame fitokisa ame Andriamanitra anay ame ho avy nay , fahatokia izay ho zaraitsika ao ame voninahitr'Andriamanitry.