tkg_rom_text_reg/04/18.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 18 Ndre da teo izany raha nitranga tambadiky izany da natoky tanteraky gne Zagnahary i Abrahama tamé hoavy. Ka lasa iaban'e firene maro izy araky gne vozaka hoe: ''Hitovy am'izany gne taranakao''.\v 19 Tsy nalemy tamé finoa izy. Fantatr'i Abrahama fa tsy hana gn'anaky esana izy (satria efa feno zato tao teo izy). Nagneky avakoa izy fa gne trokin'i Saraha da tsy afaky hinday zaza esanaky.