tkg_rom_text_reg/04/16.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 16 Noho izany antony izany da miseho ame finoa izany, mba hisian'e fampagnategna ame fahasoava ary hoazo antoky amindreo taranak'i Abrahama aby_ tsy hoan'indreo ambany lalàgna avao izany fa hoan'izay mizara gne finoan'i Abrahama avakoa. Iabantsika aby izy, \v 17 arak'e vosoratry hoe: ''Naniko ho iaban'e firene maro anao.'' Tamé fampagnategna nitokisany an'i Abrahama da gne Zagnahary izany, izay nagnome fiaina e maty sady nangaiky gne raha mbola tsisy mba ho hisy.