\v 27 Aia ary izany gne fiteratera? Voafafa izany. Fa ino gne atony? Ame asa ve? Tsia, fa noho gne finoa. \v 28 Manapa-kevitra isika fa gne olo raiky da hamarinigny araky gne finoa tsy asia gne asan'e lalà.