\v 23 Fa nagnota gne olo aby ka tsy mana gne voninahitrin'Andriamanitry, \v 24 ka indreo da hamarinigny maimaipoa ame fahasoavany ame alalan'gne fagnavota izay ao amin'i Kristy Jesosy .