tkg_rom_text_reg/03/21.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 21 Fa amizao da nampahafatary avao koa gne fahamarinan'Andriamanitra tsy ame lalà. Noporofoin'gne lalà sy gne mpaminany,\v 22 fa izany, gne fahamarinan'Andriamanitra ame alalan'gne finoa an'i jesosy Kristy ho agne rehetra. Satria tsy misy fagnavaha .