tkg_rom_text_reg/03/19.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 19 Amizao da fatantsika fa na ino na ino zakainy gne lalà, da mirafatry agny amindreo izay ambany lalà. Izany da mba hahavy gne vavandreo tsiraikiraiky hangy, ka da ahazovaliny avy amin'Andriamanitra izao tontolo izao.\v 20 Izany da satria tsy misy nofotry hohamarinigny ame asany gne lalà eo imasony. Fa ame alalany gne lalàgna hiaviany gne fahafantara gne fahota.