\v 11 Tsy misy ndrē raiky aza mahafatatry .Tsy misy ndrē raiky aza mitady an'Andriamanitra . \v 12 Nanjary tsy misy ilà anazy aby indreo rehetra. Tsy misy magnano gne tsara , tsy misy ,ndre raiky avao aza.