tkg_rom_text_reg/03/09.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 9 Ka ino sa ? Magnome rariny gne tegnatsika ve isika? Fa isika da efa nagnameloky gne Jiosy sy gne Grika, izy agnaby, ho mpagnota. \v10 Izany da araka gne voasoratra hoe: "tsy misy olo marigny ,ndrē raiky aza ."