tkg_rom_text_reg/03/05.txt

2 lines
352 B
Plaintext

\v 5 Fa raha akô gne tsy fahamarignatsika gne magnabôky gne fahamarin'Andriamanitra ,ino gne azontsika zakay ?
Afaka mizàka ve isika fa tsy marina Andriamanitra ame fagnaboahany gne havignirany amitsika ,sa tsy izany? [mampiasa lahatenin'olo aho] \v 6 Tsy hisy mihitsy izany! satria ame fomba akôry gne hitsaran'Andriamanitra an'izao tontolo izao ?