tkg_rom_text_reg/03/03.txt

2 lines
362 B
Plaintext

\v 3 Fa akôry raha tsy nanam-pinoa ireo jiosy sasany? Gne tsy finoan-dreo me gne ahavy gne fahatokisan'Andriamanitra tsy ho vagno? \v 4Tsy hisy mihitsy izany. Fa koa ,avelay fa ho hita fa marina Andriamanitra ,na dia mpavandy aza gne olo aby .Araka gne
voasoratra hoe :"Ho abôky ame zakanareo fa olo marina anareo ,ary abôky rehefa avy ame fitsara anareo ".