\v 1 Da ino ary gne tombon-tsoa anagnany jiosy ? Ka ino gne tombon-tsoa ame famora? \v 2 Tsara izany ame fomba agnaby. voalohany indrindra, ireo jiosy da notoheriny gne fagnambara avy ame Andriamanitra .