tkg_rom_text_reg/01/29.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 29 Indreo da feno gne tsy fahamarina, faharatsiagny, fagnirihagny, ary gne lolom-po agnaby. Indreo fa feno fialogna, famonoa, hakanitao, fitaky, ary fagniria ratsy. \v 30 Indreo da tia midigny roho, mpanendrikendriky, ary malaigny an'Andriamanitra. Indreo da mahery setra, miavogny, ary miteratera. Indreo da mpamorogny zavatry ratsy, ary indreo koa da tsy magnaraky e zakagne ray aman-dreny \v 31 Indreo da bado, indreo da tsy azo itokisa, tsy misy fitiava voajagnahary, ary tsisy famindram-po.