tkg_rom_text_reg/01/20.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 20 Fa ireo endrikiny tsy taza maso, tazakany tsy misy fetra sy maha-Andriamanitra anazy, da hita nagnazava tsara, nanomboky tame famorona izao tontolo izao, tame zavatry noforogny. Noho iza da tsy mana fialan-tsigny indreo. \v 21 Iza da satria, na da efa nafantatry e momban'Andriamanitra aza indreo, da tsy nagnome voninahitry ame maha Andriamanitra anazy, na koa misaotry anazy. Fa kosa, lasa mola tao an-tsainy izy ireom ka niha-mizy gne fo badon-dreo.