tkg_rom_text_reg/01/16.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 16 Fa iao da tsy megnatry ame filazantsara, fa iza gne herin'Andriamanitra ho famoze ireo rehetra izay mino, ho agne Jiosy aloha da ho agne Grika. \v 17 Fa amin'iza no ampisehoa gne fahamarinan'Andriamanitry avy ame finoa ho ame finoa, araka izay voasoratry hoe : '' Gne marigny da ho velo ame finoa.''