tkg_rom_text_reg/01/13.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 13 Androany tsy tiako enareo tsy ahafatatry, e rahalahy, hoe matetiky iao gne mana kinia hagnato anareo, (nefa Iao da voasaka feizay hatram'izao), mba hahazoa vokatry eo aminareo, akô gn'efa nahazoako gn'ambin'ireo Jentilisa evakoa. \v 14 Iao da mpitrosa amindreo Grika sy gne vahiny, ame hendry sy gne mola. \v 15 Noho iza, amina, da vonogny evakoa iao hitory gne filazantsara ho anareo agny Roma.