tkg_rom_text_reg/01/08.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 8 Vôloany, isôrako gn'Andriamanitriko ame gn'alalan'i Jesosy Kristy noho gn'aminareo agnaby, satria gne finoanareo da efa nozakay magnerana izao tontolo izao. \v 9 Fa Andriamanitra gne vavolombeloko, izy tompoiko ao ame fagnaiko ao ame filazantsaran'e Zanany, fa tsy miegny e mikora anareo Aminazy iao. \v 10 Mangataky feizay Iao ame vavaky aniko gne mba haombiazako ame fomba agnaby araka gne sitrapon'Andriamanitra mba ho avy aminareo.