auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-18 02:28:29 -05:00 committed by root
parent 9628c68704
commit 7bac9ea18f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany gne hafaliako da ao amin'i Kristy Jesosy sy ireo rahan'Andriamanitry. Fa tsy ho saha hiresaky na ino na ino afa tsy gne raha vitan'i Kristy tame alalako hoan'e fakatoavandreo jentilsa ao. Ireo raha ireo da vita tame zaka sy asa, tamen'e herin-dreo famatara sy fahagaga, ary tame tazaky gne fagnay masina. Izany da avy agny Jerosalema, sy lavidavitry mitovy an'Ilyrikioma, no hahafako magnatateraky gne filazatsaran'i Kristy.
\v 17 Noho izany gne hafaliako da ao amin'i Kristy Jesosy sy ireo rahan'Andriamanitry. \v 18 Fa tsy ho saha hiresaky na ino na ino afa tsy gne raha vitan'i Kristy tame alalako hoan'e fakatoavandreo jentilsa ao. Ireo raha ireo da vita tame zaka sy asa,\v 19 tamen'e herin-dreo famatara sy fahagaga, ary tame tazaky gne fagnay masina. Izany da avy agny Jerosalema, sy lavidavitry mitovy an'Ilyrikioma, no hahafako magnatateraky gne filazatsaran'i Kristy.